Iza Moa I Bonbongasy?

bonbongasy 05 Febroary, 2011 14:33 Ankapobeny Rohy maharitra Verindrohy (trackback) (0)

Toa sarotra ny hilazako hoe iza moa izaho ?

Saika tamin’ny alalan’ny sary no nilazako izany

Saingy toa tsy ahalaza azy izany

Izaho dia toy ny fitaratra :

Ny fitaratra no mamerina ny sarinao tianao ho hita aminao

Ary ilainao izany indrindra rehefa mahatsiaro irery ianao

Fantatrao anefa fa ny fitaratra dia manao izany toetra izany amin’ny olona rehetra

Olona iray ihany no tsy anaovan’ny fitaratra izany dia izaho, izaho irery ihany

Satria izaho dia tsy manankevitra na kely akory aza hoe iza moa aho !


Hevitra


Hampiditra hevitra

Hampiditra hevitra

E-mail me when comments occur on this article

Powered by LifeType
© 2006 - Design by Omar Romero (all rights reserved)